2020-05-28 07:36:05 +00:00
|
|
|
\v 13 Tsika mitsy no nande nialô an'i Paoly tamin'ny sambo ary niondrana ho aigny Aso, fa aigny no irinay handraisana an'i Paoly. Zany no fagniriny atao, satria nagniry hande an-tanety izy. \v 14 Rafa nihaogna taminay tao Aso izy, de nentinay tamin'ny sambo izy ka nankaigny Mitylena.
|