plt-x-sihanaka_act_text_reg/01/21.txt

1 line
420 B
Plaintext
Raw Normal View History

\v 21 Noho zany, de ilaina, ny raika am'reo leila niaraka tamintsikana nandritran'ny fotôna daôly nidiran'i Jesosy Tompo sy ny nivôkany taketo amintsikana, \v 22 hatramin'ny batisan'i Jaona ka hatramin'ny andro niakarany takeo amintsikana, de tsy maintsy vavolombelona miaraka amintsika amin'ny fitsanganany." \v 23 Ary nametraka rôlà zareo, de i Josefa nantsôvigna hoe Barsabasy, na kô atao hoe Josto, ary Matia.