plt-x-sihanaka_act_text_reg/19/11.txt

1 line
220 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-05-11 17:03:19 +00:00
Andriamanitra nagnano asa magaga tamin'ny alalan'i Paoly, ka na de reo mosoara sy aron'akanjo ze nikasika an'azy aza de natao tamin'ny marary ka sitrana ny aretin-jareo ary nivôka avy takao amin-jareo reo fagnahy ratsy.