plt-x-sihanaka_act_text_reg/05/40.txt

1 line
354 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-05-25 09:38:15 +00:00
Ary nagnantso an'reo apostoly hiditra zareo ary nikaroka ny nandidy an'azy reo tsy hiteny amin'ny agnaran'i Jesosy, ary namela an'azy reo hande. Izy reo de nandao ny fitsarana ampifaliana satria mendrika hitondra fafam-baraka ho an'le agnarana. Tafaran'zy isan'andro, tsy nijanona nampiantra sy nitory an'i Jesosy Kristy zareo, teo ankianjan'ny tempoly.