plt-x-sihanaka_act_text_reg/07/29.txt

1 line
289 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-05-04 01:29:17 +00:00
\v 29 \v 30 Nilefa i Mosesy rafa nareigny zany; lasa mpiavy izy takao amin'ny tanin'ny Midiana, ze niterahany ny zanagny roa lahy. Rafa dila ny efapolo taona, nisy anjely raika nibôgna taminazy taigny agn'efitra taigny amin'ny tanetin'ny Sinay, takeo amin'ny lelafon'lee voaroy nirehitra.