plt-x-sihanaka_act_text_reg/28/30.txt

1 line
282 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-05-28 08:30:27 +00:00
\v 30 Paoly de niaigna nandritry ny roa taona be zao takao amin'ny tragnony nofainy magnokana, ary nandray ze daôly tonga tao amin'azy izy. \v 31 Nanambara ny fanjakan'Andriamanitra izy ary nampianatra reo ra momban'i Tompo Jesosy Kristy tamin'ny fasahiana. Ary tsisy nanakana izy.