2020-06-08 13:42:31 +00:00
|
|
|
\v 17 Rafa tonga taigny Jerosalema zahay, de nandray an'nay am-pifalena reo ralà. \v 18 Ny amaraigna de nagnaraka an'nay i Paoly ho aigny amin'i Jakoba, ary takeo daôly reo lôhôla. \v 19 Rafa avy niarahaba an-jareo izy, de nitatitra tsiraikaraika reo ra daôly ze efa nataon'Andriamanitra tam'reo Jentilisa tamin'ny alalan'ny asa fagnompôny.
|