2020-06-08 13:26:33 +00:00
|
|
|
\v 9 Nahita fahitana i Paoly tamin'ny alina: leila raika Makedoniana nitsangana takeo, nagnantso an'azy ary nitare hoe: "Ave aty Makedonia ary vonjeo zahay." \v 10 Rafa avy nahita ny fahitana i Paoly, de nagnainga hankaigny Makedonia avy hatraigny zahay, natsapa fa Andriamanitra no nagnantso an'nay mbô hitory ny filazantsara amin-jareo.
|