plt-x-sihanaka_act_text_reg/06/08.txt

1 line
332 B
Plaintext
Raw Normal View History

\v 8 Ary stefana, feno fahasoavana sy hery, de nagnano fahagagana sy famantarana lehibe takeo amin'ny vahôka. \v 9 Fa nisy vahôka sasagny nitsangana ze an'ny synagoga ze atao hoe ny Synagogan'ny Libertina, sy an'ny Kyreniana sy Aeksandriana, ary ny sasagny avy aigny Kilikia sy Azia. Reo ôla reo de niady hevitra tamin'i Stefana.