plt-x-sihanaka_act_text_reg/15/22.txt

1 line
424 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-05-14 22:32:31 +00:00
De ôtran'ny tsara tam'reo apostoly sy reo loholona, niaraka tamin'ny fengonana manontolo, ny hifidy an'i Joda ze antsovina hoe Barnabasy, sy i Silasy, ze mpitarika ny fengonana, sy ny handefa an'jareo aigny Antokia miaraka am'i Paoly sy Barnabasy. Izy reo de nanoratra an'ty: "Hatraigny am'reo apostoly sy reo loholona, reo rahalahinareo hatramin'reo rahalà avy aigny Jentily aigny Antiokia, Siria, ary Kilikia: Arahaba!