plt-x-sihanaka_act_text_reg/02/34.txt

1 line
330 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-05-04 00:10:43 +00:00
Fa i Davida de tsy niakatra taigny an-dagnitra fa izy nitare hoe: 'Ny Tompo nilaza tamin'ny Tompoko, "mipetra aketo an-tagnako ankavanako, mandra-pagnanôvako ny favalonao ho fitôran-tongotrao." No zany, ôka ho fantatry ny daôly ny tranon'Israely fa Andriamanitra no nagnano an'Azy ho Tompo sy Kristy, le Jesosy ze nombonareo."