plt-x-sihanaka_act_text_reg/27/21.txt

1 line
362 B
Plaintext
Raw Permalink Normal View History

2020-05-28 08:30:27 +00:00
\v 21 Rafa lasa lavitra tsisy ahanina zareo, de nitsangana teo am'reo tantsambo Paoly avy eo ary nitare hoe: "Ry leilà, tokony nihaino anà nareo, ary tsy niondrana avy taigny Kreta, ho tratran'zao faharatrana sy fatiantoka zao. \v 22 Am-zao de mampirisika an'nareo za mba hahery, fa tsisy favarezan'aigna akeo agnolônareo, fa fahaverezan'ny sambo fôgna iany.