plt-x-sihanaka_act_text_reg/27/01.txt

1 line
415 B
Plaintext
Raw Permalink Normal View History

2020-05-28 08:30:27 +00:00
\v 1 Rafa tapaka fa tokony hentsambo ho aigny Italia zahay, de napetran'jareo i Paoly sy reo gadra hafa ho eo ambanin'ny fiahian'ny kapeteny raika antsovina hoe Jolio ze an'ny rezimantan'ny Amperora. \v 2 Niditra tagnaty sambo raika avy aigny Adramytena zahay, ze hiondrana magnaraka ny sisin-tanin'ny Asia. Ka de nande an-dranomasina zahay. Aristarko avy aigny Tesalonika aigny Makedonia de nande niaraka taminay.