plt-x-sihanaka_2ti_text_reg/01/15.txt

1 line
509 B
Plaintext

\v 15 Haiko zany, fa ze daôly nipetraka takaigny Azia de nivadika taminà. Akao amin'io fikambanana io reo Fizelio sy Hermozena. \v 16 Enga ane ny Tompo hagnome famindram-po amin'ny tokantranon'i Onesiforo, satria namelombelona ana matetika izy ary tsy megnatra tamin'ny gadrako. \v 17 Fa kosa, rafa takaigny Roma izy, de nikaraka ana fatratra, ka tazany za. \v 18 Ny Tompo ane hampitranga anazy ka hahitany famindram-po avy aminy am'zany andro zany. Reo daôly nanampiny ana tao Efesosy , de hainareo tsara.