plt-x-sihanaka_2ti_text_reg/01/12.txt

1 line
473 B
Plaintext

\v 12 Fa no zany antony zany de mijaly am-regny ra regny iany kô za. Fa tsy megnatra za, satria haiko Izy le ninoko. Resy latra za fa afaka mitazona ze efa nankinino tamin'azy Izy mandra-patogan'zany andro zany. \v 13 Tazomy ny ôatra momba reo hafatry ny finôna ze regninareo tamina, mairaka alin'ny finôna sy fitiavana ze akao amin'i Krsity Jesôsy. \v 14 Ny ra tsara ze naton'Andriamanitra taminao, ambeno amin'ny alaln'ny Fanahy Masina zany, ze miaina akao amitsika.