plt-x-sihanaka_2ti_text_reg/02/14.txt

1 line
406 B
Plaintext

\v 14 Ampatseivo an'jareo hatrany reo ra reo. Ampitandremo akeo agnatrehan'Andriamanitra izy reo mba tsisy hifamaly momba reo teny. No io de tsisy ra ilaigna. No io de misy fahasimbana ho an'reo ze miaino. \v 15 Omeo ny tsara avy aminao mba hanoloranao tegna ho an'Andriamanitra ôtran'le ankatoavina, mpiasa ze tsy magnana antony hahamegnarana, ze mampianatra ny tenin'ny famarinana amin'ny tokony ho izy.