1 line
332 B
Plaintext
1 line
332 B
Plaintext
\v 16 \v 17 Ny Soratra Masina daôly de avy amin'ny tsindrimandrin'Andriamanitra. Zany de tombony ho an'ny foto-pampianarana, ho an'ny fanondrôna re diso, ho an'ny fagnitsina, ary ho an'ny fampiofanana amin'ny famarinana. Zany de mbô hatonga ny leilan'Andriamanitra hahay tsara, sy ho voaomagna tanteraka amin'ny asa tsara daôly. |