plt-x-sihanaka_2ti_text_reg/03/14.txt

1 line
322 B
Plaintext

\v 14 \v 15 Fa raha anareo kosa, mipitra akao am'reo ra ze efa nianaranareo sy ze efa ninoanareo mafy hoe avy amin'iza no efa nianaranareo. Hainareo fa hatramin'ny fahazazana de efa nalala reo asa soratra masina anareo. Regny de havita hampaendry an'nareo ho amin'ny famonjena amin'ny alalan'ny finoana an'i Jesosy Kristy.