plt-x-sihanaka_2ti_text_reg/03/05.txt

1 line
385 B
Plaintext

\v 5 \v 6 \v 7 Managna ny toetra salan'Andriamanitra zareo, kanefa de handà ny heriny. Mialà am'regny ôla regny. Satria ny sasagny tam'reo de leila ze miditra akao an-dragno ary mambabo reo veivavy adala. Reo no veivavt ze tsy afaka ami'ny fahotana sy voasariky am'reo filàna samihafa. Reo vevavy reo de mianatra fôgna, kanefa tsy ho tonga amin'ny fafantarana ny famarinana mitsy.