plt-x-sihanaka_2ti_text_reg/03/01.txt

1 line
487 B
Plaintext

\v 1 \v 2 \v 3 \v 4 Fa fantatro zao: am'reo andro farany de hisy reo fotôna magnahirana. Satria ny ôla ho te tegna, te vola, ho mpirehareha, mpandoka tegna, ho mpagnevateva an'Andriamanitra, tsy magnaja ray sy reny, tsy misaotra, ary tsy masina. Tsy hanam-pitiavana ny fianakaveny zareo, mpagnohitra, ho mnagnendrikendrika, tsy hafe-tegna, hahery setra, tsy ho te ny tsara. Ho mpamadika zareo, tsisy eritreritra, mpagnambony tegna, te fafinaretana miôtra noho reo te an'Andriamanitra.