plt-x-sihanaka_2ti_text_reg/04/14.txt

1 line
359 B
Plaintext

\v 14 Aleksandro le mpanefy varahina de namiharihary asa ratsy taminà. Ny Tompo de hamaly an'azy araka reo asany. \v 15 Anao iany kô de tokony hitandrina ny tegnanao amin'azy, satria izy de magnohitra mafy reo teninay. \v 16 Tamin'ny fiarovan-tegnako vôlôny, tsisy nanampy anà. Nefa kosa, ny ôla daôly niala anà. Ôka mbô tsy vôheloka am'zany zareo.