plt-x-sihanaka_2ti_text_reg/04/06.txt

1 line
368 B
Plaintext

\v 6 Satria efa hatolotra sahady za. Efa tonga ny fotôna hialako. \v 7 Za de efa navita ny ady tsara; efa navita ny hazakazaka za; efa notanako ny finoana. \v 8 Ny satroboninahitry ny famarinana de efa vôtokana ho anà, ze amen'ny Tompo, le mpitsara marina, ho anà am'zany andro zany, ary tsy ho anà rerika fôgna, fa ho an'reo ze daôly ze efa nitia ny fisehoany.