1 line
319 B
Plaintext
1 line
319 B
Plaintext
\c 4 \v 1 Za de magnome ty didy hentitra ty akeo agnatrehan'Andriamanitra sy Jesosy Kristy, ze hitsara ny velona sy ny maty, ary noho ny fisehoany sy ny fanjakany: \v 2 Mitoria ny Teny. Mivogonà na amin'ny fotôna na tsy amin'ny fotôna. Maganàra, mitinena mafy, mampirisiha, amim-paharetana sy ny fampenarana daôly. |