plt-x-sihanaka_2ti_text_reg/03/16.txt

1 line
332 B
Plaintext

\v 16 Ny Soratra Masina daôly de avy amin'ny tsindrimandrin'Andriamanitra. Zany de tombony ho an'ny foto-pampianarana, ho an'ny fanondrôna re diso, ho an'ny fagnitsina, ary ho an'ny fampiofanana amin'ny famarinana. \v 17 Zany de mbô hatonga ny leilan'Andriamanitra hahay tsara, sy ho voaomagna tanteraka amin'ny asa tsara daôly.