plt-x-sihanaka_2ti_text_reg/03/10.txt

1 line
624 B
Plaintext

\v 10 Fa raha anareo ndre, de efa nagnaraka ny fampenarako, ny fitondrana, ny fikasana, ny finoana, ny faharetam-po, ny fitiavana, ny faharetana, \v 11 reo fagnenjehana, reo fijalena, ary ze nitranga taminà taigny Antokia, taigny Ikonioma ary taigny Lystra. Niaritra reo fangnenjena za. Avy am'reo daôly reo, de namonjy anà ny Tompo. \v 12 Ze daôly te hiaigna araka ny fomban'Andriamanitra akao amin'i Kristy Jesosy de ho hinjena. \v 13 Reo ôlon-dratsy sy reo mpisandoka de ho aigny amin'ny ratsy koko hatraigny. Zareo de hitarika reo ôlon-kafa ho aigny amin'ny lalan-diso. Ary ny tegnan-jareo de ho voasarika am'zany.