plt-x-sihanaka_2ti_text_reg/03/05.txt

1 line
385 B
Plaintext

\v 5 Managna ny toetra salan'Andriamanitra zareo, kanefa de handà ny heriny. Mialà am'regny ôla regny. \v 6 Satria ny sasagny tam'reo de leila ze miditra akao an-dragno ary mambabo reo veivavy adala. Reo no veivavt ze tsy afaka ami'ny fahotana sy voasariky am'reo filàna samihafa. \v 7 Reo vevavy reo de mianatra fôgna, kanefa tsy ho tonga amin'ny fafantarana ny famarinana mitsy.