plt-x-sihanaka_2ti_text_reg/03/01.txt

1 line
492 B
Plaintext

\c 3 \v 1 Fa fantatro zao: am'reo andro farany de hisy reo fotôna magnahirana. \v 2 Satria ny ôla ho te tegna, te vola, ho mpirehareha, mpandoka tegna, ho mpagnevateva an'Andriamanitra, tsy magnaja ray sy reny, tsy misaotra, ary tsy masina. \v 3 Tsy hanam-pitiavana ny fianakaveny zareo, mpagnohitra, ho mnagnendrikendrika, tsy hafe-tegna, hahery setra, tsy ho te ny tsara. \v 4 Ho mpamadika zareo, tsisy eritreritra, mpagnambony tegna, te fafinaretana miôtra noho reo te an'Andriamanitra.