plt-x-sihanaka_2ti_text_reg/02/19.txt

1 line
661 B
Plaintext

\v 19 Na de zany aza, ny fofotra mafy natsangan'Andriamanitra de mijoro. Magnana ity soratra ity: "Ny Tompo de mafantatra reo ze an'azy" ary "Ze daôly magnonona ny agnaran'ny Tompo de tsy maintsy miala amin'ny tsy famarinana." \v 20 Akao amin'ny tranon'ny mpanan-karena, de tsy reo fitoeran'ny volamena sy volafotsy iany no akao. Fa misy iany kô reo fitoeran'ny kakazo sy tanimanga. Ny sasagny amin'jareo de ho ampesaigna amim-boninaitra, ary ny sasagny ho amin'ny fagnalam-baraka. \v 21 Raha misy ôla manadio ny tegnany ho afaka amin'ny fahafam-baraka, de fipetrana manan-kaja izy. Izy de vôtokana, ilaign'ny Tompony, ary vôomana amin'ny asa tsara daôly.