plt-x-sihanaka_2ti_text_reg/02/08.txt

1 line
422 B
Plaintext

\v 8 Tsarovy Jesosy Kristy, avy amin'ny taranak'i Davida, ze natsangana taminy maty. Zany de araka ny hafatry ny filazantsarako, \v 9 ze mampijaly anà ny amin'ny famatorana ôtran'ny mpamono ôla. Fa ny tenin'Andriamanitra de tsy vôfatotra. \v 10 No zany hiaretako ny ra daôly ho an'reo vôfidy, mba ho afaka handray ny fagnavotana ze akao amin'i Kristy Jesosy iany kô izy reo, miaraka amin'ny voninahitra mandrakizay.