plt-x-sihanaka_2ti_text_reg/01/15.txt

1 line
515 B
Plaintext

\v 15 Haiko zany, fa ze daôly nipetraka takaigny Azia de nivadika taminà. Akao amin'io fikambanana io reo Fizelio sy Hermozena. \v 16 Enga ane ny Tompo hagnome famindram-po amin'ny tokantranon'i Onesiforo, satria namelombelona anà matetika izy ary tsy megnatra tamin'ny gadrako. \v 17 Fa kosa, rafa takaigny Roma izy, de nikaraka anà fatratra, ka tazany za. \v 18 Ny Tompo ane hampitranga an'azy ka haitany famindram-po avy aminy am-zany andro zany. Reo daôly nanampeny anà takao Efesosy , de haignareo tsara.