plt-x-sihanaka_2ti_text_reg/01/12.txt

1 line
481 B
Plaintext

\v 12 Fa no zany antony zany de mijaly am-regny ra regny iany kô za. Fa tsy megnatra za, satria haiko Izy le ninoko. Resy latra za fa afaka mitazona ze efa nankinino tamin'azy Izy mandra-patongan'izany andro zany. \v 13 Tazomy ny ohatra momba reo hafatry ny finôgna ze reigninareo taminà, miaraka amin'ny finôgna sy fitiavana ze akao amin'i Krsity Jesosy. \v 14 Ny ra tsara ze natôn'Andriamanitra taminao, ambeno amin'ny alaln'ny Fagnahy Masina zany, ze miaigna akao amitsika.