plt-x-sihanaka_2ti_text_reg/01/03.txt

1 line
484 B
Plaintext

\v 3 Misôtra an'Andriamanitra za, ze tompoiko avy am-reo razambeko, miaraka amin'ny feon'ny feritreretana madio, salan'ny hatserovako anao isan'andro isan'andro amin'ny fivavàko andro aman'aligna. \v 4 Salan'ny hatserovako reo ranomasonao, magniry mafy ny haita an'nao za, ka mety ho feno hafalegna za. \v 5 Nampatsehivina taminà ny finônao marina, ze niaigna vôlôny takao amin'ny renibenao Loisa sy ny reninao Eonisa, ary resy latra za zao fa miaigna akao aminao iany kô zany.