plt-x-sihanaka_2ti_text_reg/01/01.txt

1 line
276 B
Plaintext

\v 1 Paoly, apostolon'i Kristy Jesosy tamin'ny alalan'ny sitrapôn'Andriamanitra, araka ny fampanantegnan'ny fiaignana ze akao amin'i Kristy Jesosy, \v 2 an'i Timoty, zanaka teigny: Fasoavana, fiantrana, ary fedanana avy amin'Andriamanitra le Ray sy Kristy Jesosy Tompontsika.