\v 8 Ôtran'zany iany kô i Jana sy i Jambra nitsagana nanohitra an'i Mosesy. Tam'zany de nitsangana iany kô reo mpampianatra sandoka reo hanoitra ny marina. Zareo de leila maratra saigna, tsy nankasitrahana tamin'ny finoana. \v 9 Fa tsy ho lasana lavitra zareo. Satria ny adalàny de ho tazagna mazava amin'ny ôla daôly sakan'reo leila reo.