\v 3 Mereta ra-sarotra miaraka aminà, ôtran'ny miaramila tsaran'i Jesosy Kristy. \v 4 Tsisy miaramila manompo raha mbôla vôfandrik-reo raharahan-zao fiaignana zao, mba hafahany mampifaly ny leibeny. \v 5 Ary raha misy ôla mifaninana salan'ny atleta, de tsy mandray ny satro-boninaitra izy raha tsy mifaninana amin'ny alalan-reo fitsipika.