\v 6 Zany no antony ampatseiviko an'nao mba hampisainao ndre ny fagnomezan'Andriamanitra akao aminao amin'ny alalan'ny fametrako tàgnana. \v 7 Fa Andriamanitra tsy nagnome fagnan'ny tahotra antsika, fa ny hery sy fitiavana ary fifehezan-tegna.