From e02641cfa38c7847bd1bbdae0e37eaf65331fd22 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: tsDesktop Date: Mon, 8 Jun 2020 19:06:12 +0300 Subject: [PATCH] Mon Jun 08 2020 19:06:11 GMT+0300 (E. Africa Standard Time) --- 03/01.txt | 2 +- 03/05.txt | 2 +- 03/08.txt | 2 +- 03/10.txt | 2 +- 03/14.txt | 2 +- 03/title.txt | 1 + manifest.json | 6 ++++++ 7 files changed, 12 insertions(+), 5 deletions(-) create mode 100644 03/title.txt diff --git a/03/01.txt b/03/01.txt index a4ab2ce..06fa535 100644 --- a/03/01.txt +++ b/03/01.txt @@ -1 +1 @@ -\v 1 \v 2 \v 3 \v 4 Fa fantatro zao: am'reo andro farany de hisy reo fotôna magnahirana. Satria ny ôla ho te tegna, te vola, ho mpirehareha, mpandoka tegna, ho mpagnevateva an'Andriamanitra, tsy magnaja ray sy reny, tsy misaotra, ary tsy masina. Tsy hanam-pitiavana ny fianakaveny zareo, mpagnohitra, ho mnagnendrikendrika, tsy hafe-tegna, hahery setra, tsy ho te ny tsara. Ho mpamadika zareo, tsisy eritreritra, mpagnambony tegna, te fafinaretana miôtra noho reo te an'Andriamanitra. \ No newline at end of file +\c 3 \v 1 Fa fantatro zao: am'reo andro farany de hisy reo fotôna magnahirana. \v 2 Satria ny ôla ho te tegna, te vola, ho mpirehareha, mpandoka tegna, ho mpagnevateva an'Andriamanitra, tsy magnaja ray sy reny, tsy misaotra, ary tsy masina. \v 3 Tsy hanam-pitiavana ny fianakaveny zareo, mpagnohitra, ho mnagnendrikendrika, tsy hafe-tegna, hahery setra, tsy ho te ny tsara. \v 4 Ho mpamadika zareo, tsisy eritreritra, mpagnambony tegna, te fafinaretana miôtra noho reo te an'Andriamanitra. \ No newline at end of file diff --git a/03/05.txt b/03/05.txt index 9ad5b2a..a95b2da 100644 --- a/03/05.txt +++ b/03/05.txt @@ -1 +1 @@ -\v 5 \v 6 \v 7 Managna ny toetra salan'Andriamanitra zareo, kanefa de handà ny heriny. Mialà am'regny ôla regny. Satria ny sasagny tam'reo de leila ze miditra akao an-dragno ary mambabo reo veivavy adala. Reo no veivavt ze tsy afaka ami'ny fahotana sy voasariky am'reo filàna samihafa. Reo vevavy reo de mianatra fôgna, kanefa tsy ho tonga amin'ny fafantarana ny famarinana mitsy. \ No newline at end of file +\v 5 Managna ny toetra salan'Andriamanitra zareo, kanefa de handà ny heriny. Mialà am'regny ôla regny. \v 6 Satria ny sasagny tam'reo de leila ze miditra akao an-dragno ary mambabo reo veivavy adala. Reo no veivavt ze tsy afaka ami'ny fahotana sy voasariky am'reo filàna samihafa. \v 7 Reo vevavy reo de mianatra fôgna, kanefa tsy ho tonga amin'ny fafantarana ny famarinana mitsy. \ No newline at end of file diff --git a/03/08.txt b/03/08.txt index 09103b5..74a1d7d 100644 --- a/03/08.txt +++ b/03/08.txt @@ -1 +1 @@ -\v 8 \v 9 Ôtran'zany iany kô i Jana sy i Jambra nitsagana nanohitra an'i Mosesy. Tam'zany de nitsangana iany kô reo mpampianatra sandoka reo hanoitra ny marina. Zareo de leila maratra saigna, tsy nankasitrahana tamin'ny finoana. Fa tsy ho lasana lavitra zareo. Satria ny adalàny de ho tazagna mazava amin'ny ôla daôly sakan'reo leila reo. \ No newline at end of file +\v 8 Ôtran'zany iany kô i Jana sy i Jambra nitsagana nanohitra an'i Mosesy. Tam'zany de nitsangana iany kô reo mpampianatra sandoka reo hanoitra ny marina. Zareo de leila maratra saigna, tsy nankasitrahana tamin'ny finoana. \v 9 Fa tsy ho lasana lavitra zareo. Satria ny adalàny de ho tazagna mazava amin'ny ôla daôly sakan'reo leila reo. \ No newline at end of file diff --git a/03/10.txt b/03/10.txt index 118c235..6e6bf01 100644 --- a/03/10.txt +++ b/03/10.txt @@ -1 +1 @@ -\v 10 \v 11 \v 12 \v 13 Fa raha anareo ndre, de efa nagnaraka ny fampenarako, ny fitondrana, ny fikasana, ny finoana, ny faharetam-po, ny fitiavana, ny faharetana, reo fagnenjehana, reo fijalena, ary ze nitranga taminà taigny Antokia, taigny Ikonioma ary taigny Lystra. Niaritra reo fangnenjena za. Avy am'reo daôly reo, de namonjy anà ny Tompo. Ze daôly te hiaigna araka ny fomban'Andriamanitra akao amin'i Kristy Jesosy de ho hinjena. Reo ôlon-dratsy sy reo mpisandoka de ho aigny amin'ny ratsy koko hatraigny. Zareo de hitarika reo ôlon-kafa ho aigny amin'ny lalan-diso. Ary ny tegnan-jareo de ho voasarika am'zany. \ No newline at end of file +\v 10 Fa raha anareo ndre, de efa nagnaraka ny fampenarako, ny fitondrana, ny fikasana, ny finoana, ny faharetam-po, ny fitiavana, ny faharetana, \v 11 reo fagnenjehana, reo fijalena, ary ze nitranga taminà taigny Antokia, taigny Ikonioma ary taigny Lystra. Niaritra reo fangnenjena za. Avy am'reo daôly reo, de namonjy anà ny Tompo. \v 12 Ze daôly te hiaigna araka ny fomban'Andriamanitra akao amin'i Kristy Jesosy de ho hinjena. \v 13 Reo ôlon-dratsy sy reo mpisandoka de ho aigny amin'ny ratsy koko hatraigny. Zareo de hitarika reo ôlon-kafa ho aigny amin'ny lalan-diso. Ary ny tegnan-jareo de ho voasarika am'zany. \ No newline at end of file diff --git a/03/14.txt b/03/14.txt index e2bcb8b..b6965f3 100644 --- a/03/14.txt +++ b/03/14.txt @@ -1 +1 @@ -\v 14 \v 15 Fa raha anareo kosa, mipitra akao am'reo ra ze efa nianaranareo sy ze efa ninoanareo mafy hoe avy amin'iza no efa nianaranareo. Hainareo fa hatramin'ny fahazazana de efa nalala reo asa soratra masina anareo. Regny de havita hampaendry an'nareo ho amin'ny famonjena amin'ny alalan'ny finoana an'i Jesosy Kristy. \ No newline at end of file +\v 14 Fa raha anareo kosa, mipitra akao am'reo ra ze efa nianaranareo sy ze efa ninoanareo mafy hoe avy amin'iza no efa nianaranareo. \v 15 Hainareo fa hatramin'ny fahazazana de efa nalala reo asa soratra masina anareo. Regny de havita hampaendry an'nareo ho amin'ny famonjena amin'ny alalan'ny finoana an'i Jesosy Kristy. \ No newline at end of file diff --git a/03/title.txt b/03/title.txt new file mode 100644 index 0000000..0aad68b --- /dev/null +++ b/03/title.txt @@ -0,0 +1 @@ +Toko faha 3 \ No newline at end of file diff --git a/manifest.json b/manifest.json index dd8316f..f9fb898 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -52,12 +52,18 @@ "02-03", "02-06", "02-08", + "02-11", "02-14", "02-16", "02-19", "02-22", "02-24", "03-title", + "03-01", + "03-05", + "03-08", + "03-10", + "03-14", "04-title" ] } \ No newline at end of file