From a8a7ccda60046530702923ec9ced6131a904d80c Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MAD010 <> Date: Thu, 26 Mar 2020 07:57:33 +0800 Subject: [PATCH] auto save --- 01/15.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/01/15.txt b/01/15.txt index 79680e9..9b90e8b 100644 --- a/01/15.txt +++ b/01/15.txt @@ -1 +1 @@ -\v 15 Haiko zany, fa ze daôly nipetraka takaigny Azia de nivadika taminà. Akao amin'io fikambanana io reo Fizelio sy Hermozena. \v 16 Enga ane ny Tompo hagnome famindram-po amin'ny tokantranon'i Onesiforo, satria namelombelona ana matetika izy ary tsy megnatra tamin'ny gadrako. \v 17 Fa kosa, rafa takaigny Roma izy, de nikaraka ana fatratra, ka tazany za. \v 18 Ny Tompo ane hampitranga anazy ka hahitany famindram-po avy aminy am'zany andro zany. Reo daôly nanampiny ana tao Efesosy , de hainareo tsara. \ No newline at end of file +\v 15 Haiko zany, fa ze daôly nipetraka takaigny Azia de nivadika taminà. Akao amin'io fikambanana io reo Fizelio sy Hermozena. \v 16 Enga ane ny Tompo hagnome famindram-po amin'ny tokantranon'i Onesiforo, satria namelombelona anà matetika izy ary tsy megnatra tamin'ny gadrako. \v 17 Fa kosa, rafa takaigny Roma izy, de nikaraka anà fatratra, ka tazany za. \v 18 Ny Tompo ane hampitranga an'azy ka haitany famindram-po avy aminy am-zany andro zany. Reo daôly nanampeny anà takao Efesosy , de haignareo tsara. \ No newline at end of file