diff --git a/04/11.txt b/04/11.txt index 54b9ec1..bcafb70 100644 --- a/04/11.txt +++ b/04/11.txt @@ -1 +1 @@ -Lioka rerika iany no miaraka aminà. Alao i Marka ary ento izy miaraka aminao satria ilaiko amin'ny asa izy. Tykiko de nalefako taigny Efesosy. Le lamba ze navelako takao Troasy miaraka amin'ny karpo, ento igny \ No newline at end of file +Lioka rerika iany no miaraka aminà. Alao i Marka ary ento izy miaraka aminao satria ilaiko amin'ny asa izy. Tykiko de nalefako taigny Efesosy. Le lamba ze navelako takao Troasy miaraka amin'ny karpo, ento igny rafa tonga anao, ary reo boky, ndrindra reo mifogny hoditra. \ No newline at end of file diff --git a/04/14.txt b/04/14.txt new file mode 100644 index 0000000..c5d7a7f --- /dev/null +++ b/04/14.txt @@ -0,0 +1 @@ +Aleksandro le mpanefy varahina de namiharihary asa ratsy taminà. Ny Tompo de hamaly an'azy araka reo asany. Anao iany kô de tokony hitandrina ny tegnanao amin'azy, satria izy de magnohitra mafy reo teninay \ No newline at end of file