auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-03-24 17:00:00 +03:00 committed by root
parent 05c8b0a78b
commit 847ddf0445
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Satria ho avy ny fotôna ze tsy hazakan'ny ôla ny feon'ny fampenarana. Fa kosa, zareo de hifidy mpampianatra ho an'azy araka reo fagniriny manokana. Reo de hagnitikitika ny sofin-jareo. Hagnala ny fiainon-jareo amin'ny famarinana reo, ary hivily ho aigny am'reo angano. Kanefa anareo, eritrereto tsara ny ra daôly. Hiareto ny zava-tsarotra; ataovy ny asan'ny evanjelista
Satria ho avy ny fotôna ze tsy hazakan'ny ôla ny feon'ny fampenarana. Fa kosa, zareo de hifidy mpampianatra ho an'azy araka reo fagniriny manokana. Reo de hagnitikitika ny sofin-jareo. Hagnala ny fiainon-jareo amin'ny famarinana reo, ary hivily ho aigny am'reo angano. Kanefa anareo, eritrereto tsara ny ra daôly. Hiareto ny zava-tsarotra; ataovy ny asan'ny evanjelista;