diff --git a/03/16.txt b/03/16.txt index 78e159b..4069b6c 100644 --- a/03/16.txt +++ b/03/16.txt @@ -1 +1 @@ -\v 16 \v 17 Ny Soratra Masina daôly de avy amin'ny tsindrimandrin'Andriamanitra. Zany de tombony ho an'ny foto-pampianarana, ho an'ny fanondrôna re diso, ho an'ny fagnitsina, ary ho an'ny fampiofanana amin'ny famarinana. Zany de mbô hatonga ny leilan'Andriamanitra hahay tsara, sy ho voaomagna tanteraka amin'ny asa tsara daôly. \ No newline at end of file +\v 16 Ny Soratra Masina daôly de avy amin'ny tsindrimandrin'Andriamanitra. Zany de tombony ho an'ny foto-pampianarana, ho an'ny fanondrôna re diso, ho an'ny fagnitsina, ary ho an'ny fampiofanana amin'ny famarinana. \v 17 Zany de mbô hatonga ny leilan'Andriamanitra hahay tsara, sy ho voaomagna tanteraka amin'ny asa tsara daôly. \ No newline at end of file diff --git a/04/01.txt b/04/01.txt index 33e4d8e..81b129e 100644 --- a/04/01.txt +++ b/04/01.txt @@ -1 +1 @@ -\v 1 \v 2 Za de magnome ty didy hentitra ty akeo agnatrehan'Andriamanitra sy Jesosy Kristy, ze hitsara ny velona sy ny maty, ary noho ny fisehoany sy ny fanjakany: Mitoria ny Teny. Mivogonà na amin'ny fotôna na tsy amin'ny fotôna. Maganàra, mitinena mafy, mampirisiha, amim-paharetana sy ny fampenarana daôly. \ No newline at end of file +\c 4 \v 1 Za de magnome ty didy hentitra ty akeo agnatrehan'Andriamanitra sy Jesosy Kristy, ze hitsara ny velona sy ny maty, ary noho ny fisehoany sy ny fanjakany: \v 2 Mitoria ny Teny. Mivogonà na amin'ny fotôna na tsy amin'ny fotôna. Maganàra, mitinena mafy, mampirisiha, amim-paharetana sy ny fampenarana daôly. \ No newline at end of file diff --git a/04/03.txt b/04/03.txt index a267be1..dd87e88 100644 --- a/04/03.txt +++ b/04/03.txt @@ -1 +1 @@ -\v 3 \v 4 \v 5 Satria ho avy ny fotôna ze tsy hazakan'ny ôla ny feon'ny fampenarana. Fa kosa, zareo de hifidy mpampianatra ho an'azy araka reo fagniriny manokana. Reo de hagnitikitika ny sofin-jareo. Hagnala ny fiainon-jareo amin'ny famarinana reo, ary hivily ho aigny am'reo angano. Kanefa anareo, eritrereto tsara ny ra daôly. Hiareto ny zava-tsarotra; ataovy ny asan'ny evanjelista; tanteraho ny fanompoanareo. \ No newline at end of file +\v 3 Satria ho avy ny fotôna ze tsy hazakan'ny ôla ny feon'ny fampenarana. Fa kosa, zareo de hifidy mpampianatra ho an'azy araka reo fagniriny manokana. Reo de hagnitikitika ny sofin-jareo. \v 4 Hagnala ny fiainon-jareo amin'ny famarinana reo, ary hivily ho aigny am'reo angano. \v 5 Kanefa anareo, eritrereto tsara ny ra daôly. Hiareto ny zava-tsarotra; ataovy ny asan'ny evanjelista; tanteraho ny fanompoanareo. \ No newline at end of file diff --git a/04/06.txt b/04/06.txt index 34c8cdb..495066f 100644 --- a/04/06.txt +++ b/04/06.txt @@ -1 +1 @@ -\v 6 \v 7 \v 8 Satria efa hatolotra sahady za. Efa tonga ny fotôna hialako. Za de efa navita ny ady tsara; efa navita ny hazakazaka za; efa notanako ny finoana. Ny satroboninahitry ny famarinana de efa vôtokana ho anà, ze amen'ny Tompo, le mpitsara marina, ho anà am'zany andro zany, ary tsy ho anà rerika fôgna, fa ho an'reo ze daôly ze efa nitia ny fisehoany. \ No newline at end of file +\v 6 Satria efa hatolotra sahady za. Efa tonga ny fotôna hialako. \v 7 Za de efa navita ny ady tsara; efa navita ny hazakazaka za; efa notanako ny finoana. \v 8 Ny satroboninahitry ny famarinana de efa vôtokana ho anà, ze amen'ny Tompo, le mpitsara marina, ho anà am'zany andro zany, ary tsy ho anà rerika fôgna, fa ho an'reo ze daôly ze efa nitia ny fisehoany. \ No newline at end of file diff --git a/04/09.txt b/04/09.txt index 7157d49..46e4a3f 100644 --- a/04/09.txt +++ b/04/09.txt @@ -1 +1 @@ -\v 9 \v 10 Ameo daôly ze tsara avy aminareo mbô handianana aty aminà malaky. Satria i Demasy efa niala taminà. Teny zao tontolo zao ary efa nande taigny Tesalonika izy. Kreska de nankaigny Galatia, ary Titosy nakaigny Dalmatia. \ No newline at end of file +\v 9 Ameo daôly ze tsara avy aminareo mbô handianana aty aminà malaky. \v 10 Satria i Demasy efa niala taminà. Teny zao tontolo zao ary efa nande taigny Tesalonika izy. Kreska de nankaigny Galatia, ary Titosy nakaigny Dalmatia. \ No newline at end of file diff --git a/04/11.txt b/04/11.txt index a1223b2..422c8b7 100644 --- a/04/11.txt +++ b/04/11.txt @@ -1 +1 @@ -\v 11 \v 12 \v 13 Lioka rerika iany no miaraka aminà. Alao i Marka ary ento izy miaraka aminao satria ilaiko amin'ny asa izy. Tykiko de nalefako taigny Efesosy. Le lamba ze navelako takao Troasy miaraka amin'ny karpo, ento igny rafa tonga anao, ary reo boky, ndrindra reo mifogny hoditra. \ No newline at end of file +\v 11 Lioka rerika iany no miaraka aminà. Alao i Marka ary ento izy miaraka aminao satria ilaiko amin'ny asa izy. \v 12 Tykiko de nalefako taigny Efesosy. \v 13 Le lamba ze navelako takao Troasy miaraka amin'ny karpo, ento igny rafa tonga anao, ary reo boky, ndrindra reo mifogny hoditra. \ No newline at end of file diff --git a/04/14.txt b/04/14.txt index eaaf87f..7d64666 100644 --- a/04/14.txt +++ b/04/14.txt @@ -1 +1 @@ -\v 14 \v 15 \v 16 Aleksandro le mpanefy varahina de namiharihary asa ratsy taminà. Ny Tompo de hamaly an'azy araka reo asany. Anao iany kô de tokony hitandrina ny tegnanao amin'azy, satria izy de magnohitra mafy reo teninay. Tamin'ny fiarovan-tegnako vôlôny, tsisy nanampy anà. Nefa kosa, ny ôla daôly niala anà. Ôka mbô tsy vôheloka am'zany zareo. \ No newline at end of file +\v 14 Aleksandro le mpanefy varahina de namiharihary asa ratsy taminà. Ny Tompo de hamaly an'azy araka reo asany. \v 15 Anao iany kô de tokony hitandrina ny tegnanao amin'azy, satria izy de magnohitra mafy reo teninay. \v 16 Tamin'ny fiarovan-tegnako vôlôny, tsisy nanampy anà. Nefa kosa, ny ôla daôly niala anà. Ôka mbô tsy vôheloka am'zany zareo. \ No newline at end of file diff --git a/04/title.txt b/04/title.txt new file mode 100644 index 0000000..db388dc --- /dev/null +++ b/04/title.txt @@ -0,0 +1 @@ +Toko faha 4 \ No newline at end of file diff --git a/manifest.json b/manifest.json index f9fb898..0ef798c 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -64,6 +64,12 @@ "03-08", "03-10", "03-14", - "04-title" + "03-16", + "04-title", + "04-01", + "04-03", + "04-06", + "04-09", + "04-11" ] } \ No newline at end of file