auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-11-01 00:17:34 +08:00 committed by root
parent f55cca2a46
commit 4a52a07233
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fa no zany antony zany de mijaly am'reny ra reny iany kô za. Fa tsy megnatra za, satria haiko Izy le ninôko Resy latra za fa afaka mitazina ze efa nankinino taminazy Izy mandrapatngan'zany andro zany. Tazomy ny ôatra momba reo hafatry ny finôna ze regninareo tamina, mairaka alin'ny finôna sy fitiavana ze akao
Fa no zany antony zany de mijaly am'reny ra reny iany kô za. Fa tsy megnatra za, satria haiko Izy le ninôko Resy latra za fa afaka mitazina ze efa nankinino taminazy Izy mandrapatngan'zany andro zany. Tazomy ny ôatra momba reo hafatry ny finôna ze regninareo tamina, mairaka alin'ny finôna sy fitiavana ze akao amin'i Krsity Jesôsy. Ny ra tsara ze naton'Andriamanitra taminao, ambeno amin'ny alaln'ny Fanahy Masina zany, ze miaina akao amitsika.

1
01/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Haiko zany, fa ze retraretra nipetraka takaigny Azia de niva