auto save
This commit is contained in:
parent
17c95d1b3d
commit
3cbaeecbd1
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 24 \v 25 \v 26 Ny mpanompon'ny Tompo de tsy tokony mifanditra. Fa kosa tsy maintsy malemy fagna amin'ny daôly izy, mahay mampianatra, ary maharitra. Tsy maintsy akao amin'ny fahalemem-pagna no ampenarany reo ze manohitra an'azy. Fa angamba Andriamanitra mety hagnome an'azy reo fibebahana ho an'ny fahalalana ny marina. Manjary hody ndre ny fisainan'jareo ary hiala ny fandriky ny devoly, rafa avy nosamboriny tamin'ny sitrapony.
|
||||
\v 24 \v 26 Ny mpanompon'ny Tompo de tsy tokony mifanditra. Fa kosa tsy maintsy malemy fagna amin'ny daôly izy, mahay mampianatra, ary maharitra. Tsy maintsy akao amin'ny fahalemem-pagna no\v 25 ampenarany reo ze manohitra an'azy. Fa angamba Andriamanitra mety hagnome an'azy reo fibebahana ho an'ny fahalalana ny marina. Manjary hody ndre ny fisainan'jareo ary hiala ny fandriky ny devoly, rafa avy nosamboriny tamin'ny sitrapony.
|
Loading…
Reference in New Issue