auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-03-24 16:25:20 +03:00 committed by root
parent b152a9093e
commit 19593fff9b
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fa fantatro zao: am'reo andro farany de hisy reo fotôna magnahirana. Satria ny ôla ho te tegna, te vola, ho mpirehareha, mpandoka tegna, ho mpagnevateva an'Andriamanitra, tsy magnaja ray sy reny, tsy misaotra, ary tsy masina. Tsy hanam-pitiavana ny fianakaveny zareo, mpagnohitra, ho mnagnendrikendrika, tsy hafe-tegna, hahery setra, tsy ho te ny tsara. Ho mpamadika zareo, tsisy eritreritra, mpagnam
Fa fantatro zao: am'reo andro farany de hisy reo fotôna magnahirana. Satria ny ôla ho te tegna, te vola, ho mpirehareha, mpandoka tegna, ho mpagnevateva an'Andriamanitra, tsy magnaja ray sy reny, tsy misaotra, ary tsy masina. Tsy hanam-pitiavana ny fianakaveny zareo, mpagnohitra, ho mnagnendrikendrika, tsy hafe-tegna, hahery setra, tsy ho te ny tsara. Ho mpamadika zareo, tsisy eritreritra, mpagnambony tegna, te fafinaretana miôtra noho reo te an'Andriamanitra.

1
03/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Managna ny toetra salan'Andriamanitra zareo, kanefa de handà ny heriny. Mialà am'regny ôla regny. Satria ny sasagny tam'reo de leila ze miditra