auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-11-01 00:12:34 +08:00 committed by root
parent 5010c69274
commit 10a6a6ee41
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ka aza megnatra amin'ny fijorôna vavôlombela momban'ny Tompontgsika , na amina, Paoly, le gadrany. Fa kosa, mizarà amin'ny fahorena ny filazantsara araka ny herin'Andriamanitra. Fa Andriamanitra no n amonjy antsika sy nikaiky antsika tamin'ny kaika masina. Nagnano zany Izy, tsy no ro asantsika, fa non'ny drafitra ze efa nataony sy ny fahasoavany. Na de mbôla tsy nendo aza ny fotôna de efa nagnome an'reny ra takao amin'i Kristy Izy. Fa am'ezao fotôna zao ny famonjen'Andriamanitra de nambara tamin'ny alalan'ny fiseon'i Kristy Jesôsy Mpagnavotra antsika. Kristy ze nagnafôna ny fahafatesana ary nitôndra fiainana ze tsy ho tapitra mandrakizay mba hagnazava amin'ny alalan'ny filaantsara. No zany, de vôtondro ho mpitory teny za, ho apostoly; ary ho mpampiana
Ka aza megnatra amin'ny fijorôna vavôlombela momban'ny Tompontgsika , na amina, Paoly, le gadrany. Fa kosa, mizarà amin'ny fahorena ny filazantsara araka ny herin'Andriamanitra. Fa Andriamanitra no n amonjy antsika sy nikaiky antsika tamin'ny kaika masina. Nagnano zany Izy, tsy no ro asantsika, fa non'ny drafitra ze efa nataony sy ny fahasoavany. Na de mbôla tsy nendo aza ny fotôna de efa nagnome an'reny ra takao amin'i Kristy Izy. Fa am'ezao fotôna zao ny famonjen'Andriamanitra de nambara tamin'ny alalan'ny fiseon'i Kristy Jesôsy Mpagnavotra antsika. Kristy ze nagnafôna ny fahafatesana ary nitôndra fiainana ze tsy ho tapitra mandrakizay mba hagnazava amin'ny alalan'ny filaantsara. No zany, de vôtondro ho mpitory teny za, ho apostoly; ary ho mpampianat