auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-10-31 23:35:49 +08:00 committed by root
parent 0e735e5c4e
commit 049f6a554b
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ka aza megnatra amin'ny fijorôna vavôlombela momban'ny Tompontgsika , na amina, Paoly, le gadrany. Fa kosa, mizarà amin'ny fahorena ny filazantsara araka ny herin'Andriamanitra. Fa Andriamanitra no n amonjy antsika sy nikaiky antsika tgamin'ny
Ka aza megnatra amin'ny fijorôna vavôlombela momban'ny Tompontgsika , na amina, Paoly, le gadrany. Fa kosa, mizarà amin'ny fahorena ny filazantsara araka ny herin'Andriamanitra. Fa Andriamanitra no n amonjy antsika sy nikaiky antsika tamin'ny kaika masina. Nagnano zany Izy, tsy no ro asantsika, fa non'ny drafitra ze efa nataony sy ny fahasoavany. Na de mbôla tsy nendo aza ny fotôna de efa nagnome an'reny ra takao amin'i Kristy Izy. Fa am