auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-02-25 09:32:12 +08:00 committed by root
parent 1361070f01
commit 032e282432
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Na de zany aza, ny fofotra mafy natsangan'Andriamanitra de mijoro. Magnana ity soratra ity: "Ny Tompo de mafantatra reo ze an'azy" ary "Ze daôly magnonona ny agnaran'ny Tompo de tsy maintsy miala amin'ny tsy famarignana." Akao amin'ny tranon'ny mpanan-karena, de tsy reo fitoeran'ny volamena sy volafotsy iany no akao. Fa misy iany kô reo fitoeran'ny kakazo sy tanimanga. Ny sasagny amin'jareo de ho ampesaigna amim-boninaitra, ary ny sasagny ho amin'ny fagnalam-baraka. Raha misy ôla manadio ny tegnany ho afaka
Na de zany aza, ny fofotra mafy natsangan'Andriamanitra de mijoro. Magnana ity soratra ity: "Ny Tompo de mafantatra reo ze an'azy" ary "Ze daôly magnonona ny agnaran'ny Tompo de tsy maintsy miala amin'ny tsy famarignana." Akao amin'ny tranon'ny mpanan-karena, de tsy reo fitoeran'ny volamena sy volafotsy iany no akao. Fa misy iany kô reo fitoeran'ny kakazo sy tanimanga. Ny sasagny amin'jareo de ho ampesaigna amim-boninaitra, ary ny sasagny ho amin'ny fagnalam-baraka. Raha misy ôla manadio ny tegnany ho afaka amin'ny fahafam-baraka, de fipetrana manan-kaja izy. Izy de vôtokana, ilain'ny Tompony, ary vôomana amin'ny asa tsara daôly.