plt-x-sihanaka_2ti_text_reg/02/22.txt

1 line
252 B
Plaintext
Raw Permalink Normal View History

2020-02-25 23:38:42 +00:00
\v 22 Milefasa an'reo filàn'ny tanora. Mitadiava fahamarianana, finoana, fitiavana, ary fihavanana miaraka amin'reo ze magnantso ny Tompo amin'ny fo madio. \v 23 Saingy mandàva reo fagnontaniana adala sy tsisy fotony. Fantatrareo fa miteraka ady reo.