plt-x-sihanaka_2th_text_ulb/01/11.txt

1 line
376 B
Plaintext

\v 11 Non'izany de mivavaka mandrakariva ho anareo iany kô zahay. Mivavaka zahay mba ho mendrika ny ho raisin'Andriamanitsika amin'ny fagnantsovana anareo. Mivavaka zahay mba ho tanteraka amin'ny hery ny fagnirinareo ny fatsarana sy ny asan'nty finôna daôly. \v 12 Mivavaka zahay mba hagnomezany voninahitra anareo, nony fahasoavan'Andriamanitrsika sy Jesôsy Kristy Tompo.