plt-x-sihanaka_2th_text_ulb/01/03.txt

1 line
606 B
Plaintext

\v 3 Zahay de tokony hagnome fisaorana an'Andriamanitra ho anareo fôgna,ry ralà, Fa zany no tsara atao, satria tegna mitombo lôtra ny finonareo ary ny fitiavanareo tsiraikaraika de mitombo ho an'ny hafa. \v 4 Non'izany de Zahay, sy ny tegnanay de mitare ampireharehana omba anareo akeo amin-jareo fiangon'Andriamanitra. Zahay de mikoragna ny momba ny fateranareo ary ny finonareo tamin'ny ze daôly nagnenjena anareo. Mikoragna momba ny fahorena ze neretanareo. \v 5 Zany de famantarana ny fitsarana marin'Andriamanitra. Ny vokany de raisina ho mendrika ny fanajakan'Andriamanitra ze nijalenareo narero.